Titus 3:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hohamarinina amin’ny fahasoavany isika ka ho tonga mpandova araka ny fanantenana ny fiainana mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hohamarinin’ny fahasoavana isika ka ho tonga mpandova am-panantenana ny fiainana mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hahatonga antsika ho marina eo anatrehan’Andriamanitra noho ny fahasoavan’i Kristy sy hahatonga antsika hanana anjara amin’ny fiaina-maharitra mandrakizay efa antenaintsika.
Malagasy Bible 1865
mba hohamarinina amin'ny fahasoavany isika ka ho tonga mpandova araka ny fanantenana ny fiainana mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hohamarinina amin’ny fahasoavany isika ka ho tonga mpandova araka ny fanantenana ny fiainana mandrakizay.
malagasy
mba hohamarinina amin'ny fahasoavany isika ka ho tonga mpandova araka ny fanantenana ny fiainana mandrakizay.