Titus 3:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa halaviro kosa ny fanontaniana adaladala, ny tantaram-pirazanana, ny fifandirana, ny ady teny ny amin’ny lalàna; fa tsy mahasoa sady zava-poana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha ny amin’ny fandinihan-javatra tsy misy heviny kosa, mbamin’ny tantaram-pirazanana, ny fifandirana, ny ady hevitra foana momba ny Lalàna, dia ialao ireny, fa sady tsy mahasoa no zava-poana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa halaviro ny fanontaniana adaladala, ny tantaram-pirazanana, ny fifandirana sy ady momba ny lalàna jiosy; satria sady tsy mahasoa izany no zava-poana.
Malagasy Bible 1865
Fa halaviro ny fanontaniana adala sy ny tantaram-pirazanana sy ny fifandirana sy ny ady teny ny amin'ny lalàna; fa tsy mahasoa sady zava-poana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa halaviro kosa ny fanontaniana adaladala, ny tantaram-pirazanana, ny fifandirana, ny ady teny ny amin’ny lalàna; fa tsy mahasoa sady zava-poana izany.
malagasy
Fa halaviro ny fanontaniana adala sy ny tantaram-pirazanana sy ny fifandirana sy ny ady teny ny amin'ny lalàna; fa tsy mahasoa sady zava-poana izany.