Zechariah 1:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia novalian’NY TOMPO teny tsara sy mampionona ilay anjely niresaka tamiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Iaveh nilaza teny soa, teny fampiononana tamin’ilay Anjely niresaka tamiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary teny mahafinaritra sy mampionona no nataon’ny TOMPO tamin’ilay anjely niresaka tamiko.
Malagasy Bible 1865
Dia novalian'i Jehovah teny tsara sy mampionona ilay anjely niresaka tamiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia novalian’NY TOMPO teny tsara sy mampionona ilay anjely niresaka tamiko.
malagasy
Dia novalian'i Jehovah teny tsara sy mampionona ilay anjely niresaka tamiko.