Zechariah 1:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tezitra indrindra Aho amin’ireo firenena miadana; satria Izaho dia tezitra kely ihany, fa ireo kosa dia nampitombo ny fahoriana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary mbola azon’ny fahasaro-piaro mafy Aho hamely ny firenena izay milomano amin’ny harem-be. Satria Izaho moa, efa tezitra kely sahady, izy kosa niasa nankamin’ny fandravana ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanefa kosa mirehi-pahatezerana mafy amin’ireo firenen-kafa matoky tena loatra; satria fony Aho mbola tezitra kely tamin’i Israely, no nampitombo fahoriana azy kosa ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary tezitra indrindra Aho amin'ireo firenena miadana; satria Izaho dia tezitra kely ihany, fa ireo kosa dia nampitombo ny fahoriana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tezitra indrindra Aho amin’ireo firenena miadana; satria Izaho dia tezitra kely ihany, fa ireo kosa dia nampitombo ny fahoriana.
malagasy
Ary tezitra indrindra Aho amin'ireo firenena miadana; satria Izaho dia tezitra kely ihany, fa ireo kosa dia nampitombo ny fahoriana.