Zechariah 1:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miantsoa indray hoe: Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Hihoa-pampana ny fanambinana ny tanànako; ary NY TOMPO hampionona an’i Ziona, ary mbola hifidy an’i Jerosalema indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataovy antso avo koa izao: Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: Mbola hitobaka eto an-tanànako ny harem-be; ary mbola hampionona an’i Siôna i Iaveh, sy mbola hifidy an’i Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo ilay anjely dia nandidy ahy hanambara koa hoe: «Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao: Mbola hihoa-pampana indray ny fanambinana ireo tanànako; sady Izaho TOMPO mihitsy no mbola hampionona an’i Tsiôna indray ary mbola hifidy an’i Jerosalema indray.»
Malagasy Bible 1865
Miantsoa indray hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Hihoa-pampana ny fanambinana ny tanànako; ary Jehovah hampionona an'i Ziona ary mbola hifidy an'i Jerosalema indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miantsoa indray hoe: Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Hihoa-pampana ny fanambinana ny tanànako; ary NY TOMPO hampionona an’i Ziona, ary mbola hifidy an’i Jerosalema indray.
malagasy
Miantsoa indray hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Hihoa-pampana ny fanambinana ny tanànako; ary Jehovah hampionona an'i Ziona ary mbola hifidy an'i Jerosalema indray.