Zechariah 1:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tezitra indrindra tamin’ny razanareo NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tezitra mafy tamin’ny razanareo i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nasain’ny TOMPO nilaza izany tamin’ny Israelita i Zakarià nanao hoe: «Izaho TOMPO dia tezitra mafy tamin’ny razanareo.
Malagasy Bible 1865
Tezitra indrindra tamin'ny razanareo Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tezitra indrindra tamin’ny razanareo NY TOMPO.
malagasy
Tezitra indrindra tamin'ny razanareo Jehovah.