Zechariah 1:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa lazao aminy hoe: Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Miverena amiko ianareo, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, dia mba hiverina aminareo kosa Aho, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa lazao amin’izy ireo hoe: «Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: Miverena amiko ianareo, - teny marin’i Iavehn’ny tafika, - dia hiverina aminareo Aho, - hoy i Iavehn’ny tafika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa hoy Izaho TOMPOn’izao rehetra izao hoe: Miverena amiko ianareo, dia mba hiverina aminareo Aho. Izaho TOMPOn’izao rehetra izao no manao izany teny hentitra izany.
Malagasy Bible 1865
Koa lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Miverena amiko ianareo, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, dia mba hiverina ho aminareo kosa Aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Koa lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Miverena amiko ianareo, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, dia mba hiverina ho aminareo kosa Aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.