Zechariah 1:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny razanareo, aiza moa ireny izao? Ary ny mpaminany, moa velona mandrakizay va ireny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny razanareo aiza intsony ankehitriny? Ary ny mpaminany koa, moa mba nety ho velona mandrakizay va?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatrareo fa tsy eo intsony ny razanareo ary tsy velona eo mandrakizay ny mpaminany.
Malagasy Bible 1865
Ny razanareo - aiza moa ireny izao? Ary ny mpaminany - moa velona mandrakizay va ireny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny razanareo, aiza moa ireny izao? Ary ny mpaminany, moa velona mandrakizay va ireny?
malagasy
Ny razanareo - aiza moa ireny izao? Ary ny mpaminany - moa velona mandrakizay va ireny?