Zechariah 1:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy aho: Tompoko ô, midika inona moa ireo? Ary ilay anjely niresaka tamiko dia niteny tamiko hoe: Izaho haneho anao ny amin’ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy aho: Inona ireo, tompoko? Dia hoy ilay Anjely niresaka tamiko: Hasehoko anao ny amin’ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontaniako izy hoe: «Tompoko, inona moa no dikan’ireo soavaly ireo?» Dia hoy ny navalin’ilay anjely niresaka tamiko: «Hohazavaiko anao ny amin’ireo.»
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izaho: Tompoko ô, inona moa ireo? Ary ilay anjely niresaka tamiko dia nanao tamiko hoe: Izaho haneho anao ny amin'ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy aho: Tompoko ô, midika inona moa ireo? Ary ilay anjely niresaka tamiko dia niteny tamiko hoe: Izaho haneho anao ny amin’ireo.
malagasy
Dia hoy izaho: Tompoko ô, inona moa ireo? Ary ilay anjely niresaka tamiko dia nanao tamiko hoe: Izaho haneho anao ny amin'ireo.