Zechariah 11:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vohay ny varavaranao, ry Libanona ô, handevonan’ny afo ny sederanao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vohay ny vavahadinareo, ry Libàna, ary koa ho levon’ny afo ny sederanao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vohay ny varavaranao, ry Libano ô! ary aoka ny afo handevona ny sederanao!
Malagasy Bible 1865
Vohay ny varavaranao, ry Libanona ô! Handevonan'ny afo ny sederanao
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vohay ny varavaranao, ry Libanona ô, handevonan’ny afo ny sederanao!
malagasy
[Ny amin'ny hihavian'ny loza, ary ny hahafoizana ny ondrin'i Jehovah noho ny fandavany Azy, sy ny hanolorana ireny ho amin'ny mpiandry adala,]Vohay ny varavaranao, ry Libanona ô! Handevonan'ny afo ny sederanao