Zechariah 11:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary noraisiko ny tehiko Fahasoavana ka notapahiko mba hanafoanako ny fanekena izay efa nataoko tamin’ny firenena rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nalaiko ilay tehiko Fahasoavana, dia notapahiko, mba hanafoanako ny fanekena nataoko tamin’ny firenena rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia noraisiko ilay tehiko hoe «fihavanana» ka notapahiko mba hahafoana ny fanekempihavanana izay efa nataon’ny Tompo tamin’ny firenen-drehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary noraisiko ny tehiko Fahasoavana ka notapahiko, mba hanafoanako ny fanekena izay efa nataoko tamin'ny firenena rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary noraisiko ny tehiko Fahasoavana ka notapahiko mba hanafoanako ny fanekena izay efa nataoko tamin’ny firenena rehetra.
malagasy
Ary noraisiko ny tehiko Fahasoavana ka notapahiko, mba hanafoanako ny fanekena izay efa nataoko tamin'ny firenena rehetra.