Zechariah 11:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO tamiko: Atsipazo any amin’ny mpanefy tanimanga izany vola be nanombanany Ahy izany! Dia noraisiko ny sekela volafotsy telopolo ka natsipiko tany amin’ny mpanefy tanimanga tao amin’ny tranon’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Iaveh tamiko: «Atsipazo ao amin’ny mpanefy tanimanga izany, dia izay vidy be nanombanana ahy!» Dia noraisiko ny vola telopolo sikla ka natsipiko tao an-tranon’i Iaveh ao amin’ny mpanefy tanimanga.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny Tompo tamiko: –Ento any amin’ny mpandrendrika azy izany volabe nanombanany Ahy izany! Dia noraisiko ny sekela volafotsy telopolo ka nentiko tany amin’ny mpandrendrika tao an- tranon’ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamiko: Atsipazo amin'ny mpanefy tanimanga izany vola be nanombanany Ahy izany! Dia noraisiko ny sekely volafotsy telo-polo ka natsipiko tamin'ny mpanefy tanimanga tao an-tranon'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO tamiko: Atsipazo any amin’ny mpanefy tanimanga izany vola be nanombanany Ahy izany! Dia noraisiko ny sekela volafotsy telopolo ka natsipiko tany amin’ny mpanefy tanimanga tao amin’ny tranon’NY TOMPO.
malagasy