Zechariah 11:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia notapahiko koa ilay tehiko Fikambanana mba hanafoanako ny firahalahian’i Joda sy Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany, notapahiko koa ilay tehiko, i Kofehy, hanafoanako ny firahalahian’i Jodà sy i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia notapahiko koa ilay tehina «Firaisankina», hanafoanana ny firalahian’i Joda sy i Israely.
Malagasy Bible 1865
Dia notapahiko koa ilay tehiko anankiray Fikambanana, hanafoanako ny firahalahian'i Joda sy Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia notapahiko koa ilay tehiko Fikambanana mba hanafoanako ny firahalahian’i Joda sy Israely.
malagasy
Dia notapahiko koa ilay tehiko anankiray Fikambanana, hanafoanako ny firahalahian'i Joda sy Isiraely.