Zechariah 11:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO tamiko: Alao ho anao koa ny tehin’ny mpiandry ondry adala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Iaveh tamiko: «Raiso amin’izao ny forongon’ny mpiandry vaovao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy indray ny Tompo tamiko: –Raiso ankehitriny ny toeran’ny mpiandry adala.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamiko: Alao ho anao koa ny tehin'ny mpiandry ondry adala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO tamiko: Alao ho anao koa ny tehin’ny mpiandry ondry adala.
malagasy
Ary hoy Jehovah tamiko: Alao ho anao koa ny tehin'ny mpiandry ondry adala.