Zechariah 11:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lozan’ny mpiandry ondry tsy mahomby, izay mandao ny ondry! Ny sabatra no hamely ny sandriny sy ny masony havanana! Halazo tokoa ny sandriny ary ho pahina tokoa ny masony havanana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loza ho an’ny mpiandry tsinontsinona, izay mandao ny ondry! Aoka hasian’ny sabatra ny sandriny sy ny masony ankavanana; ka ny sandriny ho maina, ary ny masony ankavanana ho faty!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lozan’ny mpiandry adala izay mandao ny ondriny! Enga anie ny sabatra handrotika ny sandriny sy hanapotsitra ny masony ankavanana! Ka dia halemy hatrany anie ny sandriny, ary tsy hahita intsony ny masony ankavanana!
Malagasy Bible 1865
Lozan'ny mpiandry ondry tsy mahomby izay mandao ny ondry! Ny sabatra no hanely ny sandriny sy ny masony ankavanana; halazo tokoa ny sandriny, ary ho jamba tokoa ny masony ankavanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lozan’ny mpiandry ondry tsy mahomby, izay mandao ny ondry! Ny sabatra no hamely ny sandriny sy ny masony havanana! Halazo tokoa ny sandriny ary ho pahina tokoa ny masony havanana!
malagasy
Lozan'ny mpiandry ondry tsy mahomby izay mandao ny ondry! Ny sabatra no hanely ny sandriny sy ny masony ankavanana; halazo tokoa ny sandriny, ary ho jamba tokoa ny masony ankavanana.