Zechariah 11:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Midradradradrà, ry hazo kipreso, fa nianjera ny sedera! Eny, fongotra ireo avo be! Midradradradrà, ianareo oaka any Basana fa ripaka ny ala mikirindro!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Midradradradrà, ry sipresa, fa lavo ny sedera, voasimba ny hazo tsara mahagaga. Midradradradrà, ry oaka ao Basàna, fa ripaka ny ala mikirindro!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Midradradradra, ry kipresy, fa efa nazera ny sedera, dia ireo hazo mahafinaritra nijoalajoala. Midradradradra, ry hazo ôkan’i Basàna, fa ripaka ny ala mikitroka.
Malagasy Bible 1865
Midradradradra, ry hazo kypreso! Fa efa nianjera ny sedera, Eny, fongotra ireo avo be; Midradradradrà, ianareo ôka any Basana! Fa ripaka ny ala mikirindro
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Midradradradrà, ry hazo kipreso, fa nianjera ny sedera! Eny, fongotra ireo avo be! Midradradradrà, ianareo oaka any Basana fa ripaka ny ala mikirindro!
malagasy
Midradradradra, ry hazo kypreso! Fa efa nianjera ny sedera, Eny, fongotra ireo avo be; Midradradradrà, ianareo ôka any Basana! Fa ripaka ny ala mikirindro