Zechariah 11:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitro: Andraso ny ondry izay entina hovonoina!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh, Andriamanitro: «Aoka ianao ho mpiandry an’ireo ondry atao famono,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lazain’ny Tompo Andriamanitro tamiko: –Meteza ianao ho mpiandry ireo ondry hovonoina.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah Andriamanitra: Andraso ny ondry izay hovonoina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitro: Andraso ny ondry izay entina hovonoina!
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah Andriamanitra: Andraso ny ondry izay hovonoina,