Zechariah 11:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandringana ny mpiandry ondry telo tamin’ny iray volana aho fa tsy nahatsindry fo taminy intsony sady tofoka ahy koa ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Telo no mpiandry noesoriko tanatin’ny iray volana monja. Ary izaho, tsy nahatsindry fo tamin’ny ondry; izy ireo koa tofoka ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao anatin’ny iray volana monja dia telo ny mpiandry azy no noroahiko; avy eo dia lotika tamin’ny ondry ny foko, sady izy koa efa tofoka ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary nandringana ny mpiandry ondry telo Aho tamin'ny iray volana, fa tsy nahatsindry fo taminy intsony, sady tofoka Ahy ny fanahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandringana ny mpiandry ondry telo tamin’ny iray volana aho fa tsy nahatsindry fo taminy intsony sady tofoka ahy koa ireo.
malagasy
Ary nandringana ny mpiandry ondry telo Aho tamin'ny iray volana, fa tsy nahatsindry fo taminy intsony, sady tofoka Ahy ny fanahiny. [na: telo amin'ireo mpiandry ireo]