Zechariah 11:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy aho: Tsy hiandry anareo intsony aho! Izay ho faty dia aoka ho faty ary izay ho ringana dia aoka ho ringana ary ny sisa dia aoka samy hihinana ny nofon’ny namany avy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy aho: «Tsy hiandry anareo intsony aho, fa matesa izay ho faty, vereza izay ho very, ary mifampihinàna izay sisa!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy aho taminy: –Tsy hiandry anareo intsony Aho. Izay natao ho faty; izay natao ho ringana, dia aoka izy ho ringana; ary izay sisa velona dia aoka izy hifampihinana!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Izaho: Tsy hiandry anareo Aho: izay ho faty dia aoka ho faty, ary izay ho ringana dia aoka ho ringana, ary ny sisa dia aoka samy hihinana ny nofon'ny namany avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy aho: Tsy hiandry anareo intsony aho! Izay ho faty dia aoka ho faty ary izay ho ringana dia aoka ho ringana ary ny sisa dia aoka samy hihinana ny nofon’ny namany avy!
malagasy
Dia hoy Izaho: Tsy hiandry anareo Aho: izay ho faty dia aoka ho faty, ary izay ho ringana dia aoka ho ringana, ary ny sisa dia aoka samy hihinana ny nofon'ny namany avy.