Zechariah 12:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hitokana ny fianakavian’ny taranak’i Levy ary hitokana ny vadin’ireo; hitokana ny fianakavian’i Simey ary hitokana ny vadin’ireo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny fianakavian’ny taranak’i Levì manokana, ny vadin’ireo manokana; ny fianakavian’i Semeì manokana, ny vadin’ireo manokana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny an’ny taranak’i Levỳ, lahy sy vavy samy mitokana; ny an’ny taranak’i Simey, lahy sy vavy mitokana;
Malagasy Bible 1865
ny fianakavian'ny taranak'i Levy mitokana, ary ny vadin'ireo mitokana; ny fianakavian'i Simey mitokana, ary ny vadin'ireo mitokana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hitokana ny fianakavian’ny taranak’i Levy ary hitokana ny vadin’ireo; hitokana ny fianakavian’i Simey ary hitokana ny vadin’ireo;
malagasy
ny fianakavian'ny taranak'i Levy mitokana, ary ny vadin'ireo mitokana; ny fianakavian'i Simey mitokana, ary ny vadin'ireo mitokana;ny fianakaviana sisa rehetra mitokana isam-pianakaviana, ary ny vadin'ireo mitokana.