Zechariah 12:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary amin’izany andro izany i Jerosalema dia hataoko vato mitambesatra amin’ny firenena rehetra ka haratra mafy izay rehetra mitady hanainga azy; ary ho tafangona hamely azy ny firenena rehetra amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary dia hisy zavatra toy izao amin’izany andro izany: i Jerosalema hataoko vato haingaina ho an’ny firenena rehetra; ka izay hanainga azy haratra mafy avokoa, ary hiangon-kamely azy, ny firenena rehetra amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary amin’izany andro izany i Jerosalema dia hataoko toy ny vongam-bato mavesatra eo anoloan’ny firenena rehetra; ka haratra tokoa izay mitady hanainga izany. Koa ny firenena rehetra ambonin’ny tany hiray no hiady hamely ny tanàna.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany andro izany Jerosalema dia hataoko vato mavesatra ho an'ny ny firenena rehetra, ka haràtra dia haràtra izay rehetra mivesatra azy; ary ho tafangona hamely azy ny firenena rehetra amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary amin’izany andro izany i Jerosalema dia hataoko vato mitambesatra amin’ny firenena rehetra ka haratra mafy izay rehetra mitady hanainga azy; ary ho tafangona hamely azy ny firenena rehetra amin’ny tany.
malagasy