Zechariah 12:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany dia harovan’NY TOMPO ny mponina any Jerosalema; ary izay mila ho reraka ao aminy aza amin’izany andro izany dia ho tahaka an’i Davida; ary ny taranak’i Davida dia ho tahaka an’Andriamanitra, dia tahaka ilay Anjelin’NY TOMPO eo anoloany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany, i Iaveh hanangana manda manodidina ny mponina ao Jerosalema, ary izay mangozohozo eo amin’izy ireo, dia ho tahaka an’i Davida amin’izany andro izany, ary ny taranak’i Davida ho tahaka an’Andriamanitra, dia ho tahaka ilay Anjelin’i Iaveh, eo anoloan’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany fotoana izany dia harovan’ny Tompo ireo mponin’i Jerosalema; ka ny osa indrindra ao aminy dia hatanjaka tahaka an’i Davida, ary ny taranak’i Davida ho tahaka an’Andriamanitra, dia tahaka ny anjeli n’ny Tompo mitarika azy eo aloha.
Malagasy Bible 1865
Amin'izany andro izany dia harovan'i Jehovah ny mponina any Jerosalema; ary izay mila ho reraka ao aminy aza amin'izany andro izany dia ho tahaka an'i Davida; ary ny taranak'i Davida ho tahaka an'Andriamanitra, dia tahaka Ilay Anjelin'i Jehovah eo anoloany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany dia harovan’NY TOMPO ny mponina any Jerosalema; ary izay mila ho reraka ao aminy aza amin’izany andro izany dia ho tahaka an’i Davida; ary ny taranak’i Davida dia ho tahaka an’Andriamanitra, dia tahaka ilay Anjelin’NY TOMPO* eo anoloany.
malagasy
Amin'izany andro izany dia harovan'i Jehovah ny mponina any Jerosalema; ary izay mila ho reraka ao aminy aza amin'izany andro izany dia ho tahaka an'i Davida; ary ny taranak'i Davida ho tahaka an'Andriamanitra, dia tahaka Ilay Anjelin'i Jehovah eo anoloany.