Zechariah 12:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany dia hanao izay handringanana ny Jentilisa rehetra izay avy hamely an’i Jerosalema Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hisy zavatra toy izao amin’izany andro izany: Hataoko izay handringanana ny firenena rehetra, tonga hamely an’i Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany, hoy ny Tompo, dia hirotsaka an-tsehatra Aho handringana ny hafa firenena rehetra izay ho avy hamely an’i Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Amin'izany andro izany dia hitady handringana ny jentilisa rehetra izay avy hamely an'i Jerosalema Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany dia hanao izay handringanana ny Jentilisa* rehetra izay avy hamely an’i Jerosalema Aho.
malagasy
Amin'izany andro izany dia hitady handringana ny jentilisa rehetra izay avy hamely an'i Jerosalema Aho.