Zechariah 13:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa hilaza hoe: Tsy mpaminany aho fa mpiasa tany, satria nisy nividy ahy ho andevo fony aho mbola kely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hisy hilaza hoe: «Tsy mpaminany aho, fa izaho dia olona mpiasa tany; satria voavidin’olona hatry ny fony mbola kely aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa samy hiteny hoe: «Tsy mpaminany aho fa mpamboly. Hatramin’ny fahatanorako no efa nananako tany!»
Malagasy Bible 1865
fa hanao hoe: Tsy mpaminany aho, fa mpiasa tany, satria nisy nanandevo ahy, fony aho mbola kely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa hilaza hoe: Tsy mpaminany aho fa mpiasa tany, satria nisy nividy ahy ho andevo fony aho mbola kely.
malagasy
fa hanao hoe: Tsy mpaminany aho, fa mpiasa tany, satria nisy nanandevo ahy, fony aho mbola kely. [na: nividy]