Zechariah 13:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hisy hilaza aminy hoe: Koa inona itony ratra eny amin’ny tratranao itony? Dia hovaliny hoe: Naratra tao an-tranon’ny sakaizako ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hisy hilaza aminy hoe: «Ka inona itony ratra amin’ny tananao itony?» ary hovaliany hoe: «Ny nahavoa ahy toy izao dia tao an-tranon’ny sakaizako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha misy manontany azy hoe: «Inona itony ratra amin’ny tratranao itony?», dia hovaliany hoe: «Ratra azoko tany an-tranon’ny namako ireny!»
Malagasy Bible 1865
Dia hisy hanao aminy hoe: Ka inona itony ratra amin 'ny tananao itony? Dia hovaliany hoe: Naratra tao an-tranon'ny sakaizako ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hisy hilaza aminy hoe: Koa inona itony ratra eny amin’ny tratranao itony? Dia hovaliny hoe: Naratra tao an-tranon’ny sakaizako ireny.
malagasy
Dia hisy hanao aminy hoe: Ka inona itony ratra amin'ny tananao itony? Dia hovaliany hoe: Naratra tao an-tranon'ny sakaizako ireny. [heb. anelanelan']