Zechariah 14:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, hisy Andron’NY TOMPO ho avy, koa ny babo aminao dia hozaraina ao ampovoanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro misy andro ho avy ho an’i Iaveh ka ny babo aminao hozaraina eo afovoanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro akaiky ny andron’ny Tompo. Ka eo imasonareo, ry mponin’i Jerosalema, no hifampizaràn’ny hafa ny fanananareo.
Malagasy Bible 1865
Indro, hisy andron'i Jehovah ho avy, ka ny babo aminao hozaraina ao am-povoanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, hisy Andron’NY TOMPO ho avy, koa ny babo aminao dia hozaraina ao ampovoanao.
malagasy
Indro, hisy andron'i Jehovah ho avy, ka ny babo aminao hozaraina ao am-povoanao.