Zechariah 14:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hisy mponina any ary tsy hisy ozona intsony, fa Jerosalema dia handry fehizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olona, honina ao, ny anatema tsy hisy intsony; ary i Jerosalema handry feizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho azo ipetrahana fahizay ao an-tanàna, fa tsy hisy intsony ny fandravana azy; ary dia handry fahalemana i Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Dia hisy mponina any, ary tsy hisy ozona intsony, fa Jerosalema handry fahizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hisy mponina any ary tsy hisy ozona intsony, fa Jerosalema dia handry fehizay.
malagasy
Dia hisy mponina any, ary tsy hisy ozona intsony, fa Jerosalema handry fahizay. [heb. herema]