Zechariah 14:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany NY TOMPO dia hahatonga fifanaritahana lehibe eo aminy, ary hifampihazona izy, sady samy hanainga tanana hifamely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany dia hisy zavatra toy izao: Avy amin’i Iaveh no hisian’ny fikorontanana lehibe eo amin’izy ireo, ka samy hisambotra ny tanan’ny rahalahiny avy ny olona, sady hanainga tanana hamely ny namany avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany dia hasian’ny Tompo fifanjevoana tsy hifankahitana ao aminy, fa samy hanainga tanana hifamely izy.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany andro izany dia hisy fifanaritahana lehibe avy amin'i Jehovah ao aminy, ary hifampihazon-tanana izy, sady samy hanainga tanana hifamely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany NY TOMPO dia hahatonga fifanaritahana lehibe eo aminy, ary hifampihazona izy, sady samy hanainga tanana hifamely.
malagasy
Ary amin'izany andro izany dia hisy fifanaritahana lehibe avy amin'i Jehovah ao aminy, ary hifampihazon-tanana izy, sady samy hanainga tanana hifamely.