Zechariah 14:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny sisa rehetra amin’ny Jentilisa rehetra izay niakatra namely an’i Jerosalema dia hiakatra isan-taona isan-taona hiankohoka eo anatrehan’ny Mpanjaka, dia Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, ka hitandrina ny andro firavoravoana fitoerana amin’ny trano rantsan-kazo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay rehetra sisa tavela amin’ny firenena niakatra namely an’i Jerosalema, hiakatra isan-taona avokoa, hiankohoka eo anatrehan’ny Mpanjaka, Iavehn’ny tafika, sy hankalaza ny fetin’ny Tabernakla.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany, ny sisa amin’ireo firenena, izay niady tamin’i Jerosalema, dia hiakatra isan-taona ao amin’io tanàna io hiankohoka eo anatrehan’ilay Mpanjaka, izany hoe ny Tompon’izao rehetra izao, ary koa hankalaza ny fetin’ny Tranotomboka.
Malagasy Bible 1865
Ary ny sisa rehetra amin'ny jentilisa rehetra, izay niakatra namely an'i Jerosalema, dia hiakatra isan-taona isan-taona hiankohoka eo anatrehan'ny Mpanjaka, dia Jehovah, Tompon'ny maro, sy hitandrina ny andro firavoravoana fitoerana an-trano rantsan-kazo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny sisa rehetra amin’ny Jentilisa rehetra izay niakatra namely an’i Jerosalema dia hiakatra isan-taona isan-taona hiankohoka eo anatrehan’ny Mpanjaka, dia Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, ka hitandrina ny andro firavoravoana fitoerana amin’ny trano rantsan-kazo.
malagasy