Zechariah 14:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no fampijaliana an’i Ejipta sy fampijaliana ny firenena rehetra izay tsy miakatra hitandrina ny andro firavoravoana fitoerana an-trano rantsan-kazo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no sazy hanjò an’i Ejipta sady sazy hanjò ny firenena rehetra, izay tsy miakatra hankalaza ny fetin’ny Tabernakla.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no hanasaziana an’i Ejipta sy ny firenena hafa rehetra tsy mba hankalaza ny fetin’ny Tranotomboka.
Malagasy Bible 1865
Izany no fampijaliana an 'i Egypta sy fampijaliana ny firenena rehetra izay tsy miakatra hitandrina ny andro firavoravoana fitoerana an-trano rantsan-kazo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no fampijaliana an’i Ejipta sy fampijaliana ny firenena rehetra izay tsy miakatra hitandrina ny andro firavoravoana fitoerana an-trano rantsan-kazo.
malagasy
Izany no fampijaliana an'i Egypta sy fampijaliana ny firenena rehetra izay tsy miakatra hitandrina ny andro firavoravoana fitoerana an-trano rantsan-kazo. [na: fahotana]