Zechariah 14:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho avy NY TOMPO ka hiady amin’ireny Jentilisa ireny, tahaka ny fameliny amin’ny andron’ny ady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hivoaka i Iaveh hiady amin’ireo firenena ireo, toy ny fiadiny amin’ny andro fiadiana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hiainga hiady amin’ireny firenena ireny ny Tompo, ka hiady toy izay fanaony amin’ny andro fiadiana.
Malagasy Bible 1865
Dia hivoaka Jehovah ka hiady amin'ireny jentilisa ireny, tahaka ny fameliny amin'ny andro fiadiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho avy NY TOMPO ka hiady amin’ireny Jentilisa ireny, tahaka ny fameliny amin’ny andron’ny ady.
malagasy
Dia hivoaka Jehovah ka hiady amin'ireny jentilisa ireny, tahaka ny fameliny amin'ny andro fiadiana.