Zechariah 14:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary amin’izany andro izany dia tsy hisy mazava, ary ireo mamirapiratra dia tsy hiseho intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany, dia hisy zavatra toy izao: ny mazava tsy hisy, fa ny hatsiaka sy ny ranomandry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany dia tsy hilaina intsony ny fahazavan’ny masoandro; tsy hisy intsony koa na ny hatsiaka na ny fanala.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany andro izany dia tsy hisy mazava, ary ireo mamirapiratra tsy hiseho intsony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary amin’izany andro izany dia tsy hisy mazava, ary ireo mamirapiratra dia tsy hiseho intsony.
malagasy
Ary amin'izany andro izany dia tsy hisy mazava, ary ireo mamirapiratra tsy hiseho intsony;