Zechariah 14:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hisy andro iray izay fantatry NY TOMPO, tsy andro na alina; nefa raha hariva ny andro dia hisy mazava.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany andro izany, dia ho safatsiroa ary fantatr’i Iaveh, ka tsy ho andro izy, tsy ho alina, ary amin’ny fotoan’ny hariva dia hisy ny mazava.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ho andro fahizay lalandava; ka tsy hisy andro sy alina miavaka intsony, fa hazava hatrany na dia ny alina aza. Ary ny Tompo irery no mahalala ny fotoana hisehoan’izany.
Malagasy Bible 1865
fa hisy andro iray, izay fantatr'i Jehovah, tsy andro na alina; nefa, raha hariva ny andro, dia hisy mazava.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hisy andro iray izay fantatry NY TOMPO, tsy andro na alina; nefa raha hariva ny andro dia hisy mazava.
malagasy
fa hisy andro iray, izay fantatr'i Jehovah, tsy andro na alina; nefa, raha hariva ny andro, dia hisy mazava.