Zechariah 14:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO dia ho Mpanjakan’ny tany rehetra; amin’izany andro izany NY TOMPO dia ho tokana, sady ho tokana ny anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Iaveh ho tonga mpanjaka amin’ny tany rehetra; ary amin’izany andro izany, dia ho tokana ihany i Iaveh, ary ny Anarany ho tokana ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany ny Tompo dia hanjaka amin’ny tany manontolo. Izy irery ihany no Andriamanitra hivavahana, ary ny anarany irery no hoeken’ny olon-drehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah ho Mpanjakan'ny tany rehetra; amin'izany andro izany dia iray no Jehovah, sady iray no anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO dia ho Mpanjakan’ny tany rehetra; amin’izany andro izany NY TOMPO dia ho tokana, sady ho tokana ny anarany.
malagasy
Ary Jehovah ho Mpanjakan'ny tany rehetra; amin'izany andro izany dia iray no Jehovah, sady iray no anarany.