Zechariah 2:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary natopiko ny masoko ka hitako fa indreo, tandroka efatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanopy ny masoko aho, ka nahita: dia indreo nisy tandroka efatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanopy maso aho, ka indreo hitako nisy tandroka efatra.
Malagasy Bible 1865
Ary natopiko ny masoko, ka hitako fa, indreo, nisy tandroka efatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary natopiko ny masoko ka hitako fa indreo, tandroka* efatra.
malagasy
[Fahitana faharoa: ny amin'ny tandroka efatra sy ny mpiasa efatra] Ary natopiko ny masoko, ka hitako fa, indreo, nisy tandroka efatra.