Zechariah 2:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
E! E! Mandosira avy any amin’ny tany avaratra, hoy NY TOMPO; ianareo izay naeliko tany amin’ny rivotra efatry ny lanitra, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avia! Avia! Mandosira avy any amin’ny tany avaratra, - teny marin’i Iaveh, - fa naeliko eny amin’ny faravazantany efatra ianareo - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny teny hentitry ny TOMPO hoe: «He! Ianareo izay naeliko any amin’ny vazan-tany efatra, mandosira ankehitriny, ialao ny tany avaratra.» Hoy koa ny teny hentitry ny TOMPO hoe:
Malagasy Bible 1865
He! he! mandosira avy any amin'ny tany avaratra, hoy Jehovah; fa aeliko ho toy ny rivotra efatry ny lanitra ianareo, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
E! E! Mandosira avy any amin’ny tany avaratra, hoy NY TOMPO; ianareo izay naeliko tany amin’ny rivotra efatry ny lanitra, hoy NY TOMPO.
malagasy
He! he! mandosira avy any amin'ny tany avaratra, hoy Jehovah; fa aeliko ho toy ny rivotra efatry ny lanitra ianareo, hoy Jehovah.