Zechariah 2:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
E! Vonjeo ny tenanao, ry Ziona, izay monina any Babilona zanakavavy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avia, ry Siôna, vonjeo ny tenanao, ianao izay monina ao amin’ny zanaka vavin’i Babilôna!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«He! Ry vahoakan’i Tsiôna voasesitany ao Babilôna, mitsoaha tao ianareo.»
Malagasy Bible 1865
He! vonjeo ny tenanao, ry Ziona, izay monina ao Babylona zanakavavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
E! Vonjeo ny tenanao, ry Ziona*, izay monina any Babilona zanakavavy!
malagasy
He! vonjeo ny tenanao, ry Ziona, izay monina ao Babylona zanakavavy.