Zechariah 2:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, izay naniraka ahy hampiseho voninahitra tany amin’ireo firenena izay namabo anareo: Izay mikasika anareo dia mikasika ny anakandriamasoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: Ho voninahiny no nanirahany ahy ho any amin’ny firenena namabo anareo; satria izay mikasika anareo mikasika ny anakandriamasony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny TOMPOn’izao rehetra izao, Ilay naniraka ahy tamim-pahefana, dia miteny amin’ireo firenena izay namabo anareo hoe: «Na zovy na zovy mikasika anareo, dia mikasika ny anakandriamasoko.
Malagasy Bible 1865
Fa izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Hampiseho voninahitra no nanirahany ahy tany amin'ny firenena izay namabo anareo; fa izay mikasika anareo dia mikasika ny anakandriamasony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, izay naniraka ahy hampiseho voninahitra tany amin’ireo firenena izay namabo anareo: Izay mikasika anareo dia mikasika ny anakandriamasoko.
malagasy
Fa izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Hampiseho voninahitra no nanirahany ahy tany amin'ny firenena izay namabo anareo; fa izay mikasika anareo dia mikasika ny anakandriamasony. [Heb. aorian'ny]