Zechariah 2:14 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihobia sy mifalia, ry Ziona zanakavavy! Fa indro, avy Aho ka honina ao afovoanao, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manaova hobim-pifaliana sy miravoravoa, ry zanaka vavin’i Siôna, fa indro Aho tamy, ary honina ao afovoanao, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy koa ny teny hentitry ny TOMPO hoe: «Mihobia sy mifalia, ry vahoakan’i Tsiôna, fa indro avy honina ao afovoanareo Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihobia sy mifalia, ry Ziona zanakavavy! Fa indro, avy Aho ka honina ao afovoanao, hoy NY TOMPO.
malagasy
Mihobia sy mifalia, ry Ziona zanakavavy, fa, indro, avy honina ao afovoanao Aho, hoy Jehovah.