Zechariah 2:16 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO hanana an’i Joda ho anjarany ao amin’ny tany masina ary mbola hifidy an’i Jerosalema indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh hanana an’i Jodà ho anjarany eo amin’ny tany masina; ary mbola hifidy an’i Jerosalema Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ho fananan’ny TOMPO indray i Joda ao amin’ny tany masina; ary mbola hifidy an’i Jerosalema indray Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO hanana an’i Joda ho anjarany ao amin’ny tany masina ary mbola hifidy an’i Jerosalema indray.
malagasy
Ary Jehovah hanana an'i Joda ho anjarany ao amin'ny tany masina ary mbola hifidy an'i Jerosalema indray.Mangina eo anatrehan'i Jehovah, ry nofo rehetra! fa nifoha avy ao amin'ny fitoerany masina Izy.