Zechariah 2:17 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mangìna eo anatrehan’NY TOMPO, ry nofo rehetra! Fa mifoha avy ao amin’ny fitoerany masina Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hangina eo anatrehan’i Iaveh ny nofo rehetra, fa hitsangana avy eo amin’ny fitoeran’ny masina Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ny voaary rehetra hangina eo anatrehan’ny TOMPO satria avy ao amin’ny fonena-masiny Izy no hipoitra tampoka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mangìna eo anatrehan’NY TOMPO, ry nofo rehetra! Fa mifoha avy ao amin’ny fitoerany masina Izy.
malagasy
Mangina eo anatrehan'i Jehovah, ry nofo rehetra! fa nifoha avy ao amin'ny fitoerany masina Izy.