Zechariah 2:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanehoan’NY TOMPO mpanefy efatra aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary naneho mpanefy efatra tamiko i Iaveh. Ka hoy aho: «Tonga haninona ireto?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampisehoan’ny TOMPO mpanefy efatra aho
Malagasy Bible 1865
Ary dia nanehoan'i Jehovah mpiasa efatra aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanehoan’NY TOMPO mpanefy efatra aho.
malagasy
Ary dia nanehoan'i Jehovah mpiasa efatra aho.