Zechariah 2:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia natopiko ny masoko ka hitako fa indro, lehilahy iray mitondra kofehy fandrefesana eny an-tanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanopy ny masoko aho, ka nahita: ka indro nisy lehilahy nitondra kofehy famolaina teny an-tanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanopy maso indray aho, ka indro hitako nisy lehilahy nihazona tady fandrefesana.
Malagasy Bible 1865
Dia natopiko ny masoko, ka hitako fa, indro, nisy lehilahy manana kofehy famolaina eny an-tànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia natopiko ny masoko ka hitako fa indro, lehilahy iray mitondra kofehy fandrefesana eny an-tanany.
malagasy
[Fahitana fahatelo: ny amin-dralehilahy nitondra famolaina] Dia natopiko ny masoko, ka hitako fa, indro, nisy lehilahy manana kofehy famolaina eny an-tànany.