Zechariah 2:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy aho: Ho aiza moa ianao? Ary hoy izy tamiko: Handrefy an’i Jerosalema aho mba hizaha ny sakany sy ny lavany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy aho: «Ho aiza ianao?» Ary hoy izy tamiko: «Handrefy an’i Jerosalema hahitana izay hatao sakany sy izay hatao lavany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanontaniako izy hoe: –Ho aiza moa ianao? Dia hoy izy namaly ahy: –Ho any Jerosalema aho handrefy azy hahitana ny sakany sy ny lavany.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izaho: Ho aiza moa ianao? Ary hoy izy tamiko: Handrefy an'i Jerosalema hizaha ny sakany sy ny lavany aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy aho: Ho aiza moa ianao? Ary hoy izy tamiko: Handrefy an’i Jerosalema aho mba hizaha ny sakany sy ny lavany.
malagasy
Dia hoy izaho: Ho aiza moa ianao? Ary hoy izy tamiko: Handrefy an'i Jerosalema hizaha ny sakany sy ny lavany aho.