Zechariah 2:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, nandroso ilay anjely niresaka tamiko, ary nisy anjely iray hafa nandroso hitsena azy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay niseho ilay Anjely niresaka tamiko, sady nisy Anjely anankiray hafa niseho hitsena azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandroso ilay anjely niresaka tamiko, ary nisy anjely iray koa avy hitsena azy
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, nivoaka ilay anjely niresaka tamiko, ary nisy anjely anankiray koa nivoaka hitsena azy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, nandroso ilay anjely niresaka tamiko, ary nisy anjely iray hafa nandroso hitsena azy
malagasy
Ary, indro, nivoaka ilay anjely niresaka tamiko, ary nisy anjely anankiray koa nivoaka hitsena azy