Zechariah 2:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Izaho no ho manda afo manodidina azy, hoy NY TOMPO, ary ho voninahitra ao afovoany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Izaho, - teny marin’i Iaveh, - no ho manda afo manodidina azy sy hahazo voninahitra eo afovoany.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny teny hentitry ny TOMPO hoe: ‹Izaho no ho manda afo manodidina hiaro ny tanàna, ary ny voninahitro no ho eo afovoany›. »
Malagasy Bible 1865
Fa Izaho, hoy Jehovah, ho manda afo manodidina azy ary ho voninahitra ao afovoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Izaho no ho manda afo manodidina azy, hoy NY TOMPO, ary ho voninahitra ao afovoany.
malagasy
Fa Izaho, hoy Jehovah, ho manda afo manodidina azy ary ho voninahitra ao afovoany.