Zechariah 3:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Satana: Hananatra anao anie NY TOMPO, ry Satana! Eny, NY TOMPO izay nifidy an’i Jerosalema anie hananatra anao! Tsy forohana nosarihana tamin’ny afo va ity?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Iaveh tamin’i Satana: «Aoka hosakanan’i Iaveh ianao, izay nifidy an’i Jerosalema! Tsy forohana nosarihina avy amin’ny afo va ity?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ilay anjelin’ny TOMPO tamin’i Satàna: –Hanery anao hangina anie ny TOMPO; eny, hanery anao hangina anie ny TOMPO Izay efa nifidy an’i Jerosalema! Fa tsy toy ny forohana nalaina tamin’ny afo va i Josoa?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamin'i Satana: Hananatra anao anie Jehovah, ry Satana; eny, Jehovah Izay nifidy an'i Jerosalema anie hananatra anao; tsy forohana nosarihana tamin'ny afo va ity?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Satana: Hananatra anao anie NY TOMPO, ry Satana! Eny, NY TOMPO izay nifidy an’i Jerosalema anie hananatra anao! Tsy forohana nosarihana tamin’ny afo va ity?
malagasy
Ary hoy Jehovah tamin'i Satana: Hananatra anao anie Jehovah, ry Satana; eny, Jehovah Izay nifidy an'i Jerosalema anie hananatra anao; tsy forohana nosarihana tamin'ny afo va ity?