Zechariah 3:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Josoa dia nijoro teo anoloan’ilay Anjely tamin’ny fitafiana maloto.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nitafy maloto i Jesosy sy nitsangana teo anatrehan’ilay Anjely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nitafy akanjo maloto i Josoa no nitsangana teo anoloan’ilay anjely.
Malagasy Bible 1865
Ary Josoa nitafy fitafiana maloto ary nitsangana teo anoloan'Ilay Anjely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Josoa dia nijoro teo anoloan’ilay Anjely tamin’ny fitafiana maloto.
malagasy
Ary Josoa nitafy fitafiana maloto ary nitsangana teo anoloan'Ilay Anjely.