Zechariah 3:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niteny tamin’ireo izay nitsangana teo anoloany NY TOMPO hoe: Esory aminy ny fitafiana maloto! Ary hoy koa Izy taminy: Indro, efa nesoriko ny helokao, ary hampiakanjoiko akanjo fihaingoana ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niteny ilay Anjely ka nilaza tamin’ireo nitsangana teo anatrehany nanao hoe: «Esory ny fitafiana maloto eny aminy.» Dia hoy izy taminy: «Jereo, efa noesoriko taminao ny haratsianao; sady fitafiana fitondra amin’ny fety no natafiko anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny io anjely io ka nandidy ireo olona teo akaikin’i Josoa hoe: –Esory aminy ny fitafiana maloto. Dia hoy kosa ilay anjely tamin’i Josoa: –Indro efa nesoriko ny fahotanao ka hampiakanjoako fitafiana mihaja ianao.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly Jehovah ka nilaza tamin'izay nitsangana teo anoloany hoe: Esory aminy ny fitafiana maloto. Ary hoy koa Izy taminy: Indro, efa nesoriko ny helokao, ary hampiakanjoiko akanjo fihaingoana ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niteny tamin’ireo izay nitsangana teo anoloany NY TOMPO hoe: Esory aminy ny fitafiana maloto! Ary hoy koa Izy taminy: Indro, efa nesoriko ny helokao, ary hampiakanjoiko akanjo fihaingoana ianao.
malagasy