Zechariah 4:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niverina ilay anjely niresaka tamiko ka namoha ahy toy ny olona fohazina amin-tory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niverina ilay Anjely niresaka tamiko, ary nofohaziny, toy ny famoha olo-matory, aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niverina ilay anjely niresaka tamiko, ka namoha ahy toy ny famoha olona matory
Malagasy Bible 1865
Ary niverina ilay anjely niresaka tamiko ka namoha ahy toy ny olona fohazina amin-tory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niverina ilay anjely niresaka tamiko ka namoha ahy toy ny olona fohazina amin-tory.
malagasy
[Fahitana fahadimy: ny amin'ny fanaovan-jiro, sy ny hazo oliva roa] Ary niverina ilay anjely niresaka tamiko ka namoha ahy toy ny olona fohazina amin-tory.